Mandalo ny zavatra rehetra
11 septembre 20257 h 15 min

Ny fahasoavan’ny Tompo ho aminao hatrany, Raha Jerena ny lafim-piainana rehetra dia tsy misy zavatra maharitra. Ao ny tonga ary ao ny lasa. Ny antenainao androany na asa na vady na zanaka dia mety tsy hifankahita aminao intsony rahapitso. Teny entina ampaherezana anao fa tsy afaka hametraka fanantenana ny eto antany isika fa ny any an-danitra. Pastera Rivo