Inona no atao, Aiza no aleha
29 septembre 20255 h 52 min

Tsara ny mitoetra eo amin’ny fanatrehan’Andriamanitra. Mafinaritra raha ny mpirahalahy ao amin’ny Tompo no miara-dia. Misy fampaherezana mandrakariva rehefa tsy lavitra ny mpaminany. Toerana no aleha, inona no atao? fanotanina apetraka isan’andro izany. Safidy no nomena an’i Lota na ho any antsimo na hian’avaratra. dia nisafidy izy ny hijanona tao sodoma. saingy tanana tsy azo hitoerana sodoma satria feno faharatsiana sy fahalotoana. Manasa anao aho hanaraka ny teny zaraina raha mahaliana anao ny tantara. Teny nentin’i pastera Rivo