Havaozina isan’andro
25 août 202420 h 10 min
Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao indray androany. Mino aho fa mangetaheta ny hiaino ny tenin’Andriamanitra indray ianao raha mamaky ity teny zaraina ity. Tsy ho diso anjara ianao andraony. Tsy hafaka ny hijanona fotsiny amin’izao isika ry namana rehefa avy nandray ny famonjena izay nomen’i Jesosy antsika. Betsaka ny ady izay tsy maintsy lalovantsika amin’ny lalam-panahy ary izany indrindra no tsy maintsy hanavaozantsika isan’andro ny fanolorantenantsika. teny nentin’i Pastera Naivo