Moa tia Ahy va ianao?

19 janvier 202017 h 04 min

Misaotran’ny Tompo indray isika hafaka mifampizara eto. Tsy manadino anao Jesosy matoa mbola hafaka mihaino ny teniny. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny fitiavantsika an’Andriamanitra. Betsaka ny entin’ny olona hanehoana fa tian’Andriamanitra izy. Mety betsaka ny andraikitra sy asa sahaninao amin’ny asan’Andriamanitra, Tsara izany. kenafa ampy hamaritana ve izany fa tena tia an’Andriamanitra ianao? teny nentin’i rahalahy Hezekia