Fantatrao ve Jesosy?
14 septembre 202519 h 01 min

Raha nidina tety an-tany Jesosy dia tonga hitondra vaovao mahafaly dia ny handovan’ny olona ny fanjakan’ny lanitra. Tsy izay ihany anefa no antom-pisiany fa ny mba hananan-tsika fiainana mirindra sy milamina, ny mba hananantsika fiadanam-po na dia ao anaty olana sy ady aza. Mino marina aho fa raha fantatrao kokoa Jesosy sy ny antom-pisiany dia ho tsapanao ihany koa ny tarigetra izay tiany ho entina eo amin’ny fiainanao. teny nentin’i Pastera Hezekia