Ampahirato ny masoko Tompo

15 septembre 201918 h 49 min

hagardMisaotra an’i Jesosy indray isika fa tafahoana eto amin’ity tranokala ity androany. Mety nandalo zava-tsarotra ianao tamin’iny herin’andro iny kanefa Andriamanitra mahalala ny zavatra mitranga eo aminao ary mandefa ny teniny Izy androany mba hitondra fampaherezana ho anao. Ny Tompo no hanokatra ny masonao androany hahalalanao ny làlana izay tokony alehanao mba hahatongavanao any amin’ny tsaratsara kokoa ny ara-nofo na ny ara-mpanahy. teny nohentin’i rahalahy Emile